Genesisy 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hataoko misy firenena lehibe avy aminao. Hitahy anao aho, ary hataoko malaza ny anaranao. Koa aoka ianao ho fitahiana ho an’ny olona.+ Eksodosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nihamaro ny zanak’Israely ka lasa be dia be. Nihanitombo isa sy nihanahery tsy nisy toy izany izy ireo ka henika azy ilay tany.+ Deoteronomia 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Syrianina efa saika maty ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ sy nivahiny tany izy mbamin’ny olona vitsy kely.+ Nanjary firenena lehibe sy mahery ary maro an’isa+ anefa izy tany. Salamo 105:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mbola vitsy izy ireo tamin’izany,+Eny, vitsy kely sady vahiny nonina tao amin’ilay tany.+ Asan’ny Apostoly 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Rehefa nanakaiky ny fotoana hahatanterahan’ilay fampanantenana nambaran’Andriamanitra mazava tamin’i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Ejipta,+
2 Ary hataoko misy firenena lehibe avy aminao. Hitahy anao aho, ary hataoko malaza ny anaranao. Koa aoka ianao ho fitahiana ho an’ny olona.+
7 Ary nihamaro ny zanak’Israely ka lasa be dia be. Nihanitombo isa sy nihanahery tsy nisy toy izany izy ireo ka henika azy ilay tany.+
5 Ary hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Syrianina efa saika maty ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ sy nivahiny tany izy mbamin’ny olona vitsy kely.+ Nanjary firenena lehibe sy mahery ary maro an’isa+ anefa izy tany.
17 “Rehefa nanakaiky ny fotoana hahatanterahan’ilay fampanantenana nambaran’Andriamanitra mazava tamin’i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Ejipta,+