Genesisy 46:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy koa Andriamanitra: “Izaho no tena Andriamanitra,+ ilay Andriamanitry ny rainao.+ Aza matahotra ny hidina any Ejipta, fa hataoko firenena lehibe ianao any.+ Asan’ny Apostoly 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nidina nankany Ejipta i Jakoba,+ dia maty izy,+ ary maty koa ny razantsika+
3 Ary hoy koa Andriamanitra: “Izaho no tena Andriamanitra,+ ilay Andriamanitry ny rainao.+ Aza matahotra ny hidina any Ejipta, fa hataoko firenena lehibe ianao any.+