FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “‘Ary raha ondry aman’osy+ no akany ho fanatitra dorana, na zanak’ondry izany na osy, dia lahy+ tsy misy kilema no hatolony.+

  • Levitikosy 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Fa raha vorona kosa no akany ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, dia domohina+ na zana-boromailala+ no hatolony.

  • Levitikosy 17:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa ao amin’ny ra+ ny ain’ny nofo. Ary nasaiko natao teo amin’ny alitara ny ra mba handrakofana+ ny fahotanareo, satria ny ra+ no mandrakotra+ fahotana noho ny aina ao aminy.

  • Deoteronomia 27:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Vato tsy voapaika no hanaovanao ny alitaran’i Jehovah Andriamanitrao, ary manolora fanatitra dorana eo amboniny ho an’i Jehovah Andriamanitrao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara