FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa ity no*+ rako, dia ‘ny ran’ny+ fifanekena’+ izay halatsaka ho an’ny maro+ ho famelan-keloka.+

  • Marka 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia hoy izy tamin’ireo: “Ity no* rako,+ dia ‘ny ran’ny fifanekena’+ izay halatsaka+ ho an’ny maro.+

  • Romanina 3:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa natolotr’Andriamanitra ho fanatitra fampihavanana+ izy, ka ny finoana ny rany no ahazoana izany fampihavanana izany.+ Nanao izany Andriamanitra mba hanehoana ny fahamarinany, noho izy namela ny fahotana+ fahiny tamin’izy naneho fandeferana,+

  • Romanina 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa vao mainka matoky isika fa hovonjena amin’ny alalany ho afaka amin’ny fahatezerana,+ satria nambara ho marina isika ankehitriny noho ny rany.+

  • Efesianina 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+

  • Kolosianina 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ary sitrak’Andriamanitra koa ny hampiasa azy mba hampihavanina+ aminy indray ny zavatra hafa rehetra,+ na ny etỳ an-tany, na ny any an-danitra, eny, hampihavanina+ aminy amin’ny alalan’ny ra+ nalatsaka teo amin’ny hazo fijaliana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara