Salamo 110:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nianiana i Jehovah+ ka tsy hanenina,+ eny, nianiana izy hoe:“Mpisorona mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao,+Tahaka an’i Melkizedeka!”+ Hebreo 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tao koa no niditra ho antsika ny mpialoha lalana,+ dia i Jesosy, izay tonga mpisoronabe mandrakizay tahaka an’i Melkizedeka.+ Hebreo 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy nanan-dray izy ary tsy nanan-dreny, tsy nanana tetirazana, tsy nisy fiandohana ny androm-piainany+ sady tsy nisy fiafarana, fa natao nitovy tamin’ilay Zanak’Andriamanitra+ izy, ka mitoetra ho mpisoronabe mandrakizay.+ Hebreo 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 satria mbola tao an-kibon’i+ Abrahama izy fony i Melkizedeka nitsena an’io razambeny io.+
4 Nianiana i Jehovah+ ka tsy hanenina,+ eny, nianiana izy hoe:“Mpisorona mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao,+Tahaka an’i Melkizedeka!”+
20 Tao koa no niditra ho antsika ny mpialoha lalana,+ dia i Jesosy, izay tonga mpisoronabe mandrakizay tahaka an’i Melkizedeka.+
3 Tsy nanan-dray izy ary tsy nanan-dreny, tsy nanana tetirazana, tsy nisy fiandohana ny androm-piainany+ sady tsy nisy fiafarana, fa natao nitovy tamin’ilay Zanak’Andriamanitra+ izy, ka mitoetra ho mpisoronabe mandrakizay.+