Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Salamo 104:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Maro be tokoa ny zava-bitanao, Jehovah ô!+Tamim-pahendrena no nanaovanao azy rehetra.+Heniky ny zavatra nataonao ny tany.+ 1 Timoty 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tena tsara daholo mantsy ny zava-drehetra noforonin’Andriamanitra,+ ary tsy misy tokony holavina+ raha raisina amin’ny fisaorana,+
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
24 Maro be tokoa ny zava-bitanao, Jehovah ô!+Tamim-pahendrena no nanaovanao azy rehetra.+Heniky ny zavatra nataonao ny tany.+
4 Tena tsara daholo mantsy ny zava-drehetra noforonin’Andriamanitra,+ ary tsy misy tokony holavina+ raha raisina amin’ny fisaorana,+