Genesisy 38:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tamin’ny farany anefa, raha vao nahemotr’ilay zaza ny tanany, dia ny rahalahiny indray no nivoaka. Koa hoy ilay mpampivelona: “Fa nahoana no nataonao rovitra toy izao ny reninao?” Koa natao hoe Pereza+ ny anaran’ilay zaza. Genesisy 46:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era+ sy Onana+ sy Sela+ sy Pereza+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+ Ary ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona+ sy Hamola.+ Rota 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ireto avy ny taranak’i Pereza:+ I Pereza niteraka an’i Hezrona;+ Matio 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Joda niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Tamara;Pereza niteraka an’i Hezrona;+Hezrona niteraka an’i Rama;+
29 Tamin’ny farany anefa, raha vao nahemotr’ilay zaza ny tanany, dia ny rahalahiny indray no nivoaka. Koa hoy ilay mpampivelona: “Fa nahoana no nataonao rovitra toy izao ny reninao?” Koa natao hoe Pereza+ ny anaran’ilay zaza.
12 Ary ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era+ sy Onana+ sy Sela+ sy Pereza+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+ Ary ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona+ sy Hamola.+
3 Joda niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Tamara;Pereza niteraka an’i Hezrona;+Hezrona niteraka an’i Rama;+