Genesisy 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nonina an-tranolay foana i Abrama. Tatỳ aoriana dia tonga teo amin’ireo hazobe tao Mamre+ tany Hebrona+ izy, ka nonina teo. Ary nanorina alitara ho an’i Jehovah teo izy.+
18 Dia nonina an-tranolay foana i Abrama. Tatỳ aoriana dia tonga teo amin’ireo hazobe tao Mamre+ tany Hebrona+ izy, ka nonina teo. Ary nanorina alitara ho an’i Jehovah teo izy.+