FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 6:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Raha misy mosary+ eo amin’ilay tany, na areti-mandringana,+ na mainan’ny rivotra mahamay+ sy tratran’ny aretin-javamaniry+ ny voly, na misy andiam-balala+ sy kalalao,+ na misy fahavalo+ manao fahirano ny olonao ao amin’ny tany misy ny vavahadiny,+ eny, rehefa mety ho loza na aretina,+

  • Amosa 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Nataoko mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry ny volinareo.+ Nitombo ny isan’ny zaridaina sy ny tanimboalobokareo, kanjo lanin’ny fanday ny hazo aviavy sy hazo olivanareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.

  • Hagay 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nataoko mainan’ny rivotra mahamay+ sy tratran’ny aretin-javamaniry+ sy havandra+ ny volinareo, dia izay rehetra nisasaran’ny tananareo.+ Tsy nisy nitady ahy anefa ianareo,+ na iray aza’, hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara