5 Aorian’izay, dia hiverina ny zanak’Israely ka hitady an’i Jehovah Andriamaniny+ sy Davida mpanjakany.+ Ary hangovitra izy ireo hanatona an’i Jehovah+ sy ny hatsaran-toetrany, any am-parany.+
9 Raha miaiky ny fahotantsika anefa isika,+ dia tsy mivadika amin’ny teniny Andriamanitra sady marina, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika ho afaka amin’ny tsy fahamarinana rehetra.+