FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa nanendry mpitsara ho azy ireo i Jehovah,+ dia nomba an’izany mpitsara izany i Jehovah ka namonjy azy ireo teo an-tanan’ny fahavalony, tamin’ny andro rehetra niainan’ilay mpitsara. Nanenina mantsy i Jehovah,+ satria nitaraina izy ireo noho ny nataon’ireo nampahory azy+ sy ireo nanositosika azy tetsy sy teroa.

  • Salamo 90:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Miverena, Jehovah ô!+ Mandra-pahoviana no hitohizan’izao?+

      Aoka ianao hanenina ka hamindra fo amin’ny mpanomponao.+

  • Salamo 106:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’ireo izy, mba hitsimbinana azy ireo,+

      Ary nanenina izy, satria lehibe tokoa ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+

  • Salamo 135:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hiady ho an’ny olony eo amin’ny fitsarana i Jehovah,+

      Ary hanenina izy ka hamindra fo amin’ny mpanompony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara