Deoteronomia 32:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah+Ary hanenina izy ka hamindra fo amin’ny mpanompony,+Satria ho hitany fa nanjavona ny herin’izy ireoSady nanjary tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy sisa izy ireo. Salamo 90:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Miverena, Jehovah ô!+ Mandra-pahoviana no hitohizan’izao?+Aoka ianao hanenina ka hamindra fo amin’ny mpanomponao.+ Salamo 106:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’ireo izy, mba hitsimbinana azy ireo,+Ary nanenina izy, satria lehibe tokoa ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+
36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah+Ary hanenina izy ka hamindra fo amin’ny mpanompony,+Satria ho hitany fa nanjavona ny herin’izy ireoSady nanjary tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy sisa izy ireo.
13 Miverena, Jehovah ô!+ Mandra-pahoviana no hitohizan’izao?+Aoka ianao hanenina ka hamindra fo amin’ny mpanomponao.+
45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’ireo izy, mba hitsimbinana azy ireo,+Ary nanenina izy, satria lehibe tokoa ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+