Eksodosy 32:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nanenenan’i Jehovah ny ratsy rehetra nolazainy fa hataony amin’ny olony.+ Deoteronomia 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza alaina ho anao ny zavatra voarara izay efa voatokana,+ dia tsy hirehitra intsony ny fahatezeran’i Jehovah+ ary hamindra fo aminao izy ka hiantra+ anao, ary hahamaro anao, araka izay nianianany tamin’ny razanao.+ Deoteronomia 32:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah+Ary hanenina izy ka hamindra fo amin’ny mpanompony,+Satria ho hitany fa nanjavona ny herin’izy ireoSady nanjary tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy sisa izy ireo. Salamo 135:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hiady ho an’ny olony eo amin’ny fitsarana i Jehovah,+Ary hanenina izy ka hamindra fo amin’ny mpanompony.+ Amosa 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nanenina ny amin’izany i Jehovah,+ ka hoy i Jehovah: “Tsy hitranga izany.”
17 Aza alaina ho anao ny zavatra voarara izay efa voatokana,+ dia tsy hirehitra intsony ny fahatezeran’i Jehovah+ ary hamindra fo aminao izy ka hiantra+ anao, ary hahamaro anao, araka izay nianianany tamin’ny razanao.+
36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah+Ary hanenina izy ka hamindra fo amin’ny mpanompony,+Satria ho hitany fa nanjavona ny herin’izy ireoSady nanjary tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy sisa izy ireo.
14 Hiady ho an’ny olony eo amin’ny fitsarana i Jehovah,+Ary hanenina izy ka hamindra fo amin’ny mpanompony.+