FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary ny zanakareo ho mpiandry ondry atỳ an-tany efitra+ mandritra ny efapolo taona, ka izy ireo no hizaka ny vokatry ny fijangajanganareo,+ mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-tany efitra.+

  • Deoteronomia 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary tamin’ny andro voalohan’ny volana fahiraika ambin’ny folo, tamin’ny taona fahefapolo,+ dia nolazain’i Mosesy tamin’ny zanak’Israely izay rehetra nasain’i Jehovah nolazaina tamin’izy ireo,

  • Salamo 95:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Efapolo taona no nankaloiloy ahy izany taranaka izany.+

      Koa hoy aho:

      “Olona maniasia ao am-pony ireo,+

      Ary tsy mahalala ny lalako.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara