FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha mankasitraka antsika i Jehovah,+ dia tena hitondra antsika hiditra ao amin’io tany io izy, ka hanome antsika an’io tany tondra-dronono sy tantely+ io.

  • Deoteronomia 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Horoahin’i Jehovah Andriamanitrao tsikelikely tsy ho eo anatrehanao+ ireny firenena ireny. Tsy mahazo mandringana azy haingana anefa ianao, sao hihamaro ny bibidia ka hamely anao.

  • Deoteronomia 33:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Sambatra ianao, ry Israely ô!+

      Iza moa no tahaka anao,+

      Izay vahoaka mahazo famonjena avy amin’i Jehovah+

      Ilay ampingan’ny famonjena anao,+

      Sy Ilay sabatrao malaza?+

      Koa hitakemotra eo anoloanao ny fahavalonao,+

      Fa ianao kosa hanitsaka ny toerana avony.”+

  • Josoa 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no tany sisa mbola tsy azo:+ Ny faritra rehetran’ny Filistinina+ sy ny Gesorita,+

  • Asan’ny Apostoly 7:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ary nolovan’ny razantsika ilay tranolay, ka nampidiriny tao amin’ny tanin’ireo firenena+ noroahin’Andriamanitra teo anoloan’ny razantsika.+ Nampiditra azy io tany izy ireo, niaraka tamin’i Josoa,+ ka tao foana ilay izy mandra-pahatongan’ny andron’i Davida.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara