Josoa 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nivory tao Silo ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely.+ Koa napetrak’izy ireo tao ny tranolay fihaonana,+ satria efa resy teo anoloan’izy ireo ilay tany.+ Mpitsara 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Kanefa nahita zazavavy efajato, izay virjiny+ mbola tsy nanao firaisana tamin-dehilahy, teo amin’ny mponin’i Jabesi-gileada+ izy ireo. Koa nentiny tao an-toby tany Silo,+ tany amin’ny tany Kanana ireny.
18 Ary nivory tao Silo ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely.+ Koa napetrak’izy ireo tao ny tranolay fihaonana,+ satria efa resy teo anoloan’izy ireo ilay tany.+
12 Kanefa nahita zazavavy efajato, izay virjiny+ mbola tsy nanao firaisana tamin-dehilahy, teo amin’ny mponin’i Jabesi-gileada+ izy ireo. Koa nentiny tao an-toby tany Silo,+ tany amin’ny tany Kanana ireny.