FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Misy voninkazo telo miendrika vonin’amandie eo amin’ireo sampany amin’ny andaniny iray, miaraka amin’ny bokony sy ny felany mifanelanelana. Eo amin’ireo sampany eo amin’ny ankilany koa, dia misy voninkazo telo miendrika vonin’amandie miaraka amin’ny bokony sy ny felany mifanelanelana.+ Dia toy izany ny endrik’ireo sampany enina eo amin’ilay fitoeran-jiro.

  • 1 Mpanjaka 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Toy ny sakan’ny felatanana*+ ny hatevin’ilay ranomasina, ary natao sahala amin’ny molotry ny kaopy ny molony, tahaka ny felana+ lisy. Rano roa arivo bata*+ no natao tao anatiny.+

  • 1 Mpanjaka 7:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 sy ny fitoeran-jiro+ volamena tsy misy fangarony,+ dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia, teo anoloan’ny efitra anatiny indrindra, sy ny felan’ny+ fitoeran-jiro sy ny jiro+ sy ny fihazonana lahin-jiro,+ izay samy volamena,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara