FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Henoy aho raha miantso vonjy aminao,+

      Ry Mpanjakako+ sy Andriamanitro ô, fa ianao no ivavahako.+

  • Salamo 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,

      Ary hampiomana ny fony.+

      Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+

  • Salamo 65:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara