Salamo 65:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.+ Matio 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Koa mivavaha toy izao ianareo:+ “‘Rainay izay any an-danitra, hohamasinina+ anie ny anaranao!+