Salamo 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Jehovah ô, mba henoy aho fa ara-drariny ny fangatahako. Aoka ianao hihaino ny fitalahoako,+Sy hanongilan-tsofina amin’ny vavaka avy amin’ny molotro tsy misy fitaka.+ Salamo 31:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ianao hanongilan-tsofina hihaino ahy.+Afaho haingana aho.+Aoka ianao ho vatolampy fiarovana mafy ho ahy,+Sy ho trano voaro mafy mba hahavoavonjy ahy.+ Salamo 65:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.+
17 Jehovah ô, mba henoy aho fa ara-drariny ny fangatahako. Aoka ianao hihaino ny fitalahoako,+Sy hanongilan-tsofina amin’ny vavaka avy amin’ny molotro tsy misy fitaka.+
2 Aoka ianao hanongilan-tsofina hihaino ahy.+Afaho haingana aho.+Aoka ianao ho vatolampy fiarovana mafy ho ahy,+Sy ho trano voaro mafy mba hahavoavonjy ahy.+