Joba 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa inona moa ny fanantenan’ny mpivadi-pinoana raha aringan’Andriamanitra izy,+Ka esorin’Andriamanitra ny ainy?+ Joba 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy misy milaza anefa hoe: ‘Aiza Ilay Andriamanitra Be Voninahitra Mpanao+ ahy,Dia Ilay mahatonga ny olona hihira fiderana amin’ny alina?’+ Salamo 95:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Midira ka aoka isika hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany.+Aoka isika handohalika+ eo anatrehan’i Jehovah Mpanao antsika.+
8 Fa inona moa ny fanantenan’ny mpivadi-pinoana raha aringan’Andriamanitra izy,+Ka esorin’Andriamanitra ny ainy?+
10 Tsy misy milaza anefa hoe: ‘Aiza Ilay Andriamanitra Be Voninahitra Mpanao+ ahy,Dia Ilay mahatonga ny olona hihira fiderana amin’ny alina?’+
6 Midira ka aoka isika hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany.+Aoka isika handohalika+ eo anatrehan’i Jehovah Mpanao antsika.+