Salamo 89:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 89 Hohiraiko mandritra ny fotoana tsy voafetra ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehon’i Jehovah.+Hatramin’ny taranaka fara mandimby no hanambarako fa tsy mivadika ianao.+ Salamo 101:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 101 Hihira momba ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny rariny aho.+Hihira fiderana ho anao aho, Jehovah ô!+ Efesianina 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ho fiderana+ ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa+ sy be voninahitra, izay nasehony tamintsika tamin-katsaram-panahy, tamin’ny alalan’ilay tiany.+
89 Hohiraiko mandritra ny fotoana tsy voafetra ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehon’i Jehovah.+Hatramin’ny taranaka fara mandimby no hanambarako fa tsy mivadika ianao.+
101 Hihira momba ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny rariny aho.+Hihira fiderana ho anao aho, Jehovah ô!+
6 ho fiderana+ ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa+ sy be voninahitra, izay nasehony tamintsika tamin-katsaram-panahy, tamin’ny alalan’ilay tiany.+