20 Fa ianareo no nalain’i Jehovah mba hoentiny mivoaka avy tao amin’ny fatana fandrendreham-by,+ izany hoe avy tany Ejipta, mba ho lasa fananany manokana+ toy ny amin’izao andro izao.
16 Tsy mba toy ireny kosa ilay Anjaran’i Jakoba,+ fa izy no Mpamolavola ny zava-drehetra.+ Ny Israely no tehin’ny lovany.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+
14 Ampiasao ny tehinao ka andraso ny ondry+ lovanao, dia ny olonao, izay mipetraka irery any an’ala, eo afovoan’ny saham-boankazo.+ Aoka izy hiraoka ahitra any Basana sy Gileada,+ toy ny taloha ela be.+