FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 I Jehovah no Mpiandry+ ahy.

      Tsy ho ory na inona na inona aho.+

  • Salamo 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Vonjeo ny vahoakanao, ary tahio ny lovanao.+

      Aoka ianao ho mpiandry azy ka hitondra azy mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

  • Isaia 40:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Toy ny mpiandry ondry izy ka handrasany ny andian’ondriny.+ Ny sandriny no hanangonany ny zanak’ondry,+ ka hotrotroiny eo an-tratrany ireny.+ Ary hotarihiny amim-pitandremana ireo mampinono.+

  • Jaona 10:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ny ondriko+ mantsy mihaino ny feoko, ary izaho mahalala azy, ary izy manaraka ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara