18 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah:+ Hitako i Jehovah mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany,+ ary ny tafiky+ ny lanitra manontolo mitsangana eo ankavanany sy eo ankaviany.+
10 Renirano afo no nikoriana sy nivoaka avy teo anatrehany.+ Arivoarivo no nanompo azy,+ ary iray alina ampitomboina iray alina no nijoro teo anatrehany.+ Nanomboka ny Fitsarana,+ ka nisy boky nosokafana.