Salamo 150:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 150 Miderà an’i Jah!+Derao ao amin’ny toerany masina Andriamanitra.+Derao koa izy, ao amin’ny habakabaka, izay porofon’ny heriny.+ Apokalypsy 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary izaho nahare feo tahaka ny feon’ny vahoaka be sy tahaka ny feon’ny rano be ary tahaka ny feon’ny kotroka mafy, nanao hoe: “Miderà an’i Jah,+ satria efa nanomboka nanjaka+ i Jehovah Andriamanitsika, ilay Mahery Indrindra.+
150 Miderà an’i Jah!+Derao ao amin’ny toerany masina Andriamanitra.+Derao koa izy, ao amin’ny habakabaka, izay porofon’ny heriny.+
6 Ary izaho nahare feo tahaka ny feon’ny vahoaka be sy tahaka ny feon’ny rano be ary tahaka ny feon’ny kotroka mafy, nanao hoe: “Miderà an’i Jah,+ satria efa nanomboka nanjaka+ i Jehovah Andriamanitsika, ilay Mahery Indrindra.+