Nomery 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary tsy nisy rano hosotroin’ny vahoaka,+ ka niangona hanohitra an’i Mosesy sy Arona izy ireo.+ Nomery 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nikomy tsy nanaraka ny didiko mantsy ianareo tany an-tany efitr’i Zina, rehefa nila ady tamiko ny vahoaka.+ Ary tsy nanamasina+ ahy ianareo rehefa nanome rano teo imason’izy ireo. Izany no ranon’i Meriba+ tao Kadesy,+ tany an-tany efitr’i Zina.”+ Deoteronomia 32:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Tsy nanao ny adidinareo tamiko teo anivon’ny zanak’Israely mantsy ianareo roa lahy,+ teo amin’ny ranon’i Meriba+ any Kadesy, tany an-tany efitr’i Zina. Tsy nanamasina ahy teo anivon’ny zanak’Israely+ koa ianareo.
14 Nikomy tsy nanaraka ny didiko mantsy ianareo tany an-tany efitr’i Zina, rehefa nila ady tamiko ny vahoaka.+ Ary tsy nanamasina+ ahy ianareo rehefa nanome rano teo imason’izy ireo. Izany no ranon’i Meriba+ tao Kadesy,+ tany an-tany efitr’i Zina.”+
51 Tsy nanao ny adidinareo tamiko teo anivon’ny zanak’Israely mantsy ianareo roa lahy,+ teo amin’ny ranon’i Meriba+ any Kadesy, tany an-tany efitr’i Zina. Tsy nanamasina ahy teo anivon’ny zanak’Israely+ koa ianareo.