Eksodosy 33:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa raha mahazo sitraka aminao àry aho,+ dia mba ampahafantaro ahy re ny lalanao,+ hahafantarako anao ka hahazoako sitraka aminao e! Ary tsarovy fa olonao ity firenena ity.”+ Salamo 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho,+ fa manodidina ahy ny fahavaloko,+Ampio aho mba tsy ho voasakantsakana ny fandehanako amin’ny lalanao.+ Salamo 86:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+ Salamo 143:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Amin’ny maraina, dia ataovy izay handrenesako ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Fa ianao no itokisako.+Ampahafantaro ahy ny lalana tokony halehako,+Fa foiko ho anao ny tenako.+
13 Koa raha mahazo sitraka aminao àry aho,+ dia mba ampahafantaro ahy re ny lalanao,+ hahafantarako anao ka hahazoako sitraka aminao e! Ary tsarovy fa olonao ity firenena ity.”+
8 Jehovah ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho,+ fa manodidina ahy ny fahavaloko,+Ampio aho mba tsy ho voasakantsakana ny fandehanako amin’ny lalanao.+
11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+
8 Amin’ny maraina, dia ataovy izay handrenesako ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Fa ianao no itokisako.+Ampahafantaro ahy ny lalana tokony halehako,+Fa foiko ho anao ny tenako.+