FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 16:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ny hatsaram-panahy sy ny fahamarinana no andrakofana fahotana,+ ary ny fahatahorana an’i Jehovah no analavirana ny ratsy.+

  • Hosea 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Tao Gilgala no nanaovany ny zava-dratsy rehetra,+ ka voatery nankahala azy aho+ tao. Noho ny ratsy nataony no handroahako azy hiala ao an-tranoko.+ Ary tsy ho tia azy intsony aho,+ fa mafy loha ny andrianany rehetra.+

  • Malakia 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa halako ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mandoto ny akanjony amin’ny herisetra”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Koa tandremo ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+

  • Romanina 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aoka tsy hisy fihatsarambelatsihy+ ny fitiavanareo.+ Ankahalao ny ratsy,+ mifikira amin’ny tsara.+

  • Hebreo 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, izay Andriamanitrao, hanosotra+ anao menaka fifaliana mihoatra noho ireo namanao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara