FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 19:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nendrikendrehiny+ tamin’ny mpanjaka tompoko ny mpanomponao. Toy ny anjelin’Andriamanitra+ anefa ny mpanjaka tompoko, koa ataovy izay hitanao fa mety.

  • Salamo 123:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Eny, tototry ny fanesoana tafahoatra ataon’ireo miadana,+

      Sy ny fanamavoana ataon’ireo mizahozaho.+

  • Ohabolana 18:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ny tenin’ny mpanendrikendrika dia toy ny zavatra mampilendalenda atao teli-moka,+ ka midina avy hatrany any an-kibo.+

  • 2 Korintianina 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa matahotra aho, rehefa tonga,+ sao tsy araka izay iriko no ho hitako eo aminareo ary tsy araka izay irinareo no ho hitanareo eo amiko. Matahotra aho fa sao kosa hisy fifamaliana eo aminareo, na fialonana,+ fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fanaratsiana, fibitsibitsihana, fireharehana na korontana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara