Mpitoriteny 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy aho anakampo:+ “Hitovy amin’izay hiafaran’ny adala+ ihany no hiafarako.”+ Koa naninona re aho tamin’izany fotoana izany no niezaka hanana fahendrena be+ e? Dia hoy aho anakampo: “Zava-poana koa izany.”
15 Dia hoy aho anakampo:+ “Hitovy amin’izay hiafaran’ny adala+ ihany no hiafarako.”+ Koa naninona re aho tamin’izany fotoana izany no niezaka hanana fahendrena be+ e? Dia hoy aho anakampo: “Zava-poana koa izany.”