FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 29:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Lozan’ireo manafina lalina be ny fikasany mba tsy ho hitan’i Jehovah,+ sy ireo manao zavatra ao amin’ny maizina+ sady miteny hoe: “Iza no mahita antsika? Iza no mahalala antsika?”+

  • Hosea 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa hihinana izy ireo nefa tsy ho voky.+ Ary hanao firaisana amim-behivavy toy ny fanao amin’ny mpivaro-tena izy ireo, nefa tsy hihamaro,+ satria tsy miraharaha an’i Jehovah.+

  • 1 Tesalonianina 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa izay tsy miraharaha+ àry, dia tsy olona no tsy raharahainy, fa Andriamanitra+ izay mametraka ny fanahiny masina+ ao anatinareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara