1 Mpanjaka 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny Joda sy ny Israely,+ sady nihinana sy nisotro ary nifaly.+ Mika 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia samy hipetraka eny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny+ izy, ary tsy hisy hampangovitra azy,+ fa ny vavan’i Jehovah Tompon’ny tafika no efa niteny.+ Zakaria 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia hifampiantso eny ambanin’ny voaloboka sy ny aviavy ianareo.’”+
20 Maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny Joda sy ny Israely,+ sady nihinana sy nisotro ary nifaly.+
4 Dia samy hipetraka eny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny+ izy, ary tsy hisy hampangovitra azy,+ fa ny vavan’i Jehovah Tompon’ny tafika no efa niteny.+
10 “‘Amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia hifampiantso eny ambanin’ny voaloboka sy ny aviavy ianareo.’”+