FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 dia homeko ranonorana amin’ny fotoanany tokoa ianareo,+ ka hataoko mahavokatra ny tany,+ ary hamoa ny hazo eny an-tsaha.+

  • Deoteronomia 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Hotahina izay aloaky ny kibonao,+ sy ny vokatry ny taninao, ary ny zanaky ny biby fiompinao,+ na ny omby na ny ondry aman’osy.+

  • Isaia 55:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo rehetra tsy manam-bola, avia ka mividiana, ary mihinàna!+ Eny, avia mividy divay+ sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsisy sarany.+

  • Isaia 55:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nahoana ianareo no mandany vola amin’izay tsy sakafo, ary misasatra amin-javatra tsy mahafa-po?+ Henoy tsara aho, ary mihinàna izay tsara,+ ka aoka ianareo hankafy sakafo matavy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara