FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Isaia 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’ny olony sisa miangana,+ izay sisa tavela,+ toy ny nisian’ny lalambe ho an’ny Israely tamin’ny andro nivoahany avy tany Ejipta.

  • Isaia 43:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hilazako ny avaratra+ hoe: ‘Afaho izy!’, ary ny atsimo hoe: ‘Aza tazonina any intsony izy! Ento avy any lavitra ny zanako lahy, ary ento avy any amin’ny faran’ny tany+ ny zanako vavy,

  • Isaia 54:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa hiely hiankavanana sy hiankavia ianao,+ ary ho lasa fananan’ny taranakao ireo firenena.+ Honenan’izy ireo koa ny tanàna aolo.+

  • Isaia 60:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Topazo maso ny manodidina anao ka jereo! Nangonina daholo izy rehetra,+ ka tonga eo aminao.+ Tsy mitsahatra ny fahatongavan’ny zanakao lahy avy lavitra, ary toy izany koa ny zanakao vavy izay hokarakaraina sady hosakelehina.+

  • Matio 24:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Haniraka ny anjeliny amin’ny feon’ny trompetra mafy izy,+ ary ireo dia hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany* efatra,+ avy any amin’ny faravodilanitra rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara