Salamo 59:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa izaho kosa hihira ny herinao.+Ary amin’ny maraina, dia hilaza amim-pifaliana ny hatsaram-panahinao feno fitiavana aho.+Fa tendrombohitra fandosirako ianao,+Ary toerana fialofako amin’ny andro fahoriako.+
16 Fa izaho kosa hihira ny herinao.+Ary amin’ny maraina, dia hilaza amim-pifaliana ny hatsaram-panahinao feno fitiavana aho.+Fa tendrombohitra fandosirako ianao,+Ary toerana fialofako amin’ny andro fahoriako.+