FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 33:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tsy misy mpanjaka ho voavonjy na dia manana tafika maro be aza,+

      Ary ny olona matanjaka dia tsy ho voavonjin’ny hery lehibe ananany.+

  • Ohabolana 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+

  • Ohabolana 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Horavan’i Jehovah ny tranon’izay manandra-tena,+ fa hataony mafy orina kosa ny fetra mamaritra ny tanin’ny mpitondratena.+

  • Mpitoriteny 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nandinika indray aho ka izao no hitako etỳ ambanin’ny masoandro: Tsy ny haingam-pandeha no mahazo fandresena,+ ary tsy ny mahery no mandresy,+ ary tsy ny hendry no manan-kanina,+ ary tsy ny mahira-tsaina no mahazo harena,+ ary tsy ny manam-pahalalana no mahazo sitraka,+ satria mety ho azon-tsampona izy rehetra amin’ny fotoana tsy ampoizina.+

  • Isaia 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa andron’i Jehovah Tompon’ny tafika+ izany, ka tonga amin’izay manandra-tena sy miandranandrana, sy amin’ny olona ambony sy ny olona ambany,+

  • Isaia 16:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Efa renay ny fireharehan’i Moaba, fa mirehareha be izy.+ Rediredy tsy ho tanteraka anefa ny fizahozahoany sy ny fireharehany ary ny fisafoahany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara