15 Rehefa mamelatra ny tananareo+ ianareo, dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na manao vavaka maro+ aza ianareo, dia tsy hihaino aho,+ fa feno ran’olona ny tananareo.+
12 Tsy hihaino ny fitarainany aho na dia mifady hanina aza izy.+ Ary na manolotra fanatitra dorana manontolo sy fanatitra varimbazaha aza izy, dia tsy hankasitraka izany aho.+ Fa horinganiko amin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy ireo.”+