7 Na dia miampanga anay aza ny fahadisoanay, Jehovah ô, dia aoka hanao zavatra ianao noho ny anaranao,+ fa efa imbetsaka izahay no nivadika taminao.+ Taminao izahay no nanota.+
19 Mihainoa,+ Jehovah ô! Mamelà heloka,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra,+ Jehovah ô! Aza ela,+ ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny olonao.”+