Nehemia 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Na izany aza, dia tsy nahafoy+ azy tany an-tany efitra ianao satria be famindram-po. Tsy niala teo ambonin’izy ireo ny andry rahona nandritra ny andro mba hitari-dalana azy,+ na ny andry afo nandritra ny alina mba hanazava ny lalan-kalehany.+ Salamo 78:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Namindra fo anefa izy,+ ary namela fahadisoana,+ ka tsy nandringana.+Imbetsaka koa izy no nanindry ny fahatezerany,+Ka tsy namoaka ny fahavinirany rehetra. Jeremia 30:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Fa momba anao aho mba hamonjy anao”,+ hoy i Jehovah, “fa haringako kosa ny firenena rehetra nanaparitahako anao.+ Ianao anefa tsy mba haringako.+ Hahitsiko araka ny antonony ihany anefa ianao, satria tsy havelako ho afa-maina fa hosaziko ihany.”+ Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+
19 Na izany aza, dia tsy nahafoy+ azy tany an-tany efitra ianao satria be famindram-po. Tsy niala teo ambonin’izy ireo ny andry rahona nandritra ny andro mba hitari-dalana azy,+ na ny andry afo nandritra ny alina mba hanazava ny lalan-kalehany.+
38 Namindra fo anefa izy,+ ary namela fahadisoana,+ ka tsy nandringana.+Imbetsaka koa izy no nanindry ny fahatezerany,+Ka tsy namoaka ny fahavinirany rehetra.
11 “Fa momba anao aho mba hamonjy anao”,+ hoy i Jehovah, “fa haringako kosa ny firenena rehetra nanaparitahako anao.+ Ianao anefa tsy mba haringako.+ Hahitsiko araka ny antonony ihany anefa ianao, satria tsy havelako ho afa-maina fa hosaziko ihany.”+
22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+