Salamo 42:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny ranomasoko no sakafoko andro aman’alina,+Ary milaza amiko foana ny olona hoe: “Aiza ity Andriamanitrao?”+ Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+ Fitomaniana 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nopotehiny toy ny trano bozaka eny an-jaridaina+ ny trano rantsankazony.+ Noravany ny fetiny.Nataon’i Jehovah hadino ny fety+ sy ny sabata, tao Ziona.Ary tsy nohajainy ny mpanjaka sy ny mpisorona, rehefa nanameloka tamin-katezerana izy.+
3 Ny ranomasoko no sakafoko andro aman’alina,+Ary milaza amiko foana ny olona hoe: “Aiza ity Andriamanitrao?”+
4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+
6 Nopotehiny toy ny trano bozaka eny an-jaridaina+ ny trano rantsankazony.+ Noravany ny fetiny.Nataon’i Jehovah hadino ny fety+ sy ny sabata, tao Ziona.Ary tsy nohajainy ny mpanjaka sy ny mpisorona, rehefa nanameloka tamin-katezerana izy.+