Lioka 22:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Dia lasa izy ka nankany amin’ny Tendrombohitra Oliva, araka ny fanaony, ary nanaraka azy koa ny mpianatra.+ Jaona 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa avy nilaza izany i Jesosy, dia lasa nandeha izy sy ny mpianany, ka nankany ampitan’ny lohasahan’i Kidrona.+ Nisy zaridaina tany, ary nankao izy sy ny mpianany.+
39 Dia lasa izy ka nankany amin’ny Tendrombohitra Oliva, araka ny fanaony, ary nanaraka azy koa ny mpianatra.+
18 Rehefa avy nilaza izany i Jesosy, dia lasa nandeha izy sy ny mpianany, ka nankany ampitan’ny lohasahan’i Kidrona.+ Nisy zaridaina tany, ary nankao izy sy ny mpianany.+