Matio 26:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tamin’ny farany, dia nivoaka nankany amin’ny Tendrombohitra Oliva+ izy ireo, rehefa avy nanao hira fiderana.+ Marka 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tamin’ny farany, dia nivoaka nankany amin’ny Tendrombohitra Oliva+ izy ireo, rehefa avy nanao hira fiderana.+ Jaona 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa avy nilaza izany i Jesosy, dia lasa nandeha izy sy ny mpianany, ka nankany ampitan’ny lohasahan’i Kidrona.+ Nisy zaridaina tany, ary nankao izy sy ny mpianany.+
30 Tamin’ny farany, dia nivoaka nankany amin’ny Tendrombohitra Oliva+ izy ireo, rehefa avy nanao hira fiderana.+
26 Tamin’ny farany, dia nivoaka nankany amin’ny Tendrombohitra Oliva+ izy ireo, rehefa avy nanao hira fiderana.+
18 Rehefa avy nilaza izany i Jesosy, dia lasa nandeha izy sy ny mpianany, ka nankany ampitan’ny lohasahan’i Kidrona.+ Nisy zaridaina tany, ary nankao izy sy ny mpianany.+