Matio 26:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy!+ Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ Efa renareo ilay fanevatevana an’Andriamanitra teo.+ Marka 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Nahoana ilehio no miteny toy izany? Manevateva an’Andriamanitra izy. Fa iza no afaka mamela heloka afa-tsy Andriamanitra ihany?”+ Lioka 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa nieritreritra ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo hoe: “Iza koa ity manevateva an’Andriamanitra ity?+ Iza no afaka mamela heloka afa-tsy Andriamanitra ihany?”+
65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy!+ Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ Efa renareo ilay fanevatevana an’Andriamanitra teo.+
7 “Nahoana ilehio no miteny toy izany? Manevateva an’Andriamanitra izy. Fa iza no afaka mamela heloka afa-tsy Andriamanitra ihany?”+
21 Koa nieritreritra ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo hoe: “Iza koa ity manevateva an’Andriamanitra ity?+ Iza no afaka mamela heloka afa-tsy Andriamanitra ihany?”+