7 Dia hoy izy tamin’ny vahoaka tonga mba hataony batisa: “Ry taranaky ny menarana,+ iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana efa ho avy?+
23 Ary lozan’ny bevohoka sy ny mampinono amin’izany andro izany!+ Fa ho mafy ny fahoriana eo amin’ilay tany ary hisy fahatezerana amin’ity firenena ity.
5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+