FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tandremo ny lalàko sy ny didim-pitsarako, fa izay olona mankatò izany no ho velona amin’ny alalan’izany.+ Izaho no Jehovah.+

  • Nehemia 9:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Na dia nampirisika+ azy hiverina hanaraka ny lalànao aza ianao,+ dia mbola sahisahy ratsy+ ihany izy ireo, ka tsy nihaino ny didinao. Nanota izy ireo+ ka nanda ny didim-pitsaranao,+ izay mahavelona ny olona mankatò azy.+ Ary nanao be marenina*+ foana izy ireo, sady nanamafy hatoka+ ka tsy nihaino.+

  • Ezekiela 20:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘“Dia nomeko azy ireo ny lalàko+ ary nampahafantariko azy ny didim-pitsarako,+ mba ho velona izay olona mitandrina izany.+

  • Jaona 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa mba hahazoan’izy ireo fiainana mandrakizay,+ dia ilainy ny mianatra hahalala+ anao, ilay hany tena Andriamanitra,+ sy Jesosy Kristy, ilay nirahinao.+

  • Romanina 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nanoratra mantsy i Mosesy fa izay manao ny fahamarinana avy amin’ny Lalàna no ho velona amin’ny alalan’izany.+

  • Galatianina 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary tsy mitaky finoana ny Lalàna, fa “izay mankatò izany no ho velona amin’ny alalan’izany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara