Jaona 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 satria tsy ny hanao ny sitrapoko no nidinako avy any an-danitra,+ fa ny hanao ny sitrapon’ilay naniraka ahy.+ Jaona 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa hoy ihany izy tamin’ireo: “Ianareo avy atỳ ambany, izaho avy any ambony.+ Ianareo avy amin’ity tontolo ity,+ izaho tsy avy amin’ity tontolo ity.+ Jaona 8:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Hoy i Jesosy: “Tokony ho tia ahy ianareo raha Andriamanitra no Rainareo,+ satria avy tamin’Andriamanitra no nivoahako sy nahatongavako eto.+ Tsy tonga araka ny nahim-poko velively aho, fa Izy no naniraka ahy.+ 1 Korintianina 15:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Ilay lehilahy voalohany dia avy amin’ny tany sady natao tamin’ny vovoka,+ fa ilay lehilahy faharoa kosa avy any an-danitra.+ Efesianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary inona moa no dikan’ny hoe ‘niakatra+ izy’? Midika izany fa izy koa dia nidina tatỳ amin’ny faritra ambany, izany hoe ny tany.+
38 satria tsy ny hanao ny sitrapoko no nidinako avy any an-danitra,+ fa ny hanao ny sitrapon’ilay naniraka ahy.+
23 Koa hoy ihany izy tamin’ireo: “Ianareo avy atỳ ambany, izaho avy any ambony.+ Ianareo avy amin’ity tontolo ity,+ izaho tsy avy amin’ity tontolo ity.+
42 Hoy i Jesosy: “Tokony ho tia ahy ianareo raha Andriamanitra no Rainareo,+ satria avy tamin’Andriamanitra no nivoahako sy nahatongavako eto.+ Tsy tonga araka ny nahim-poko velively aho, fa Izy no naniraka ahy.+
47 Ilay lehilahy voalohany dia avy amin’ny tany sady natao tamin’ny vovoka,+ fa ilay lehilahy faharoa kosa avy any an-danitra.+
9 Ary inona moa no dikan’ny hoe ‘niakatra+ izy’? Midika izany fa izy koa dia nidina tatỳ amin’ny faritra ambany, izany hoe ny tany.+