FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 28:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa niala haingana teo am-pasana ireo, sady natahotra no faly be, ary nihazakazaka mba hilaza izany tamin’ny mpianatra.+

  • Lioka 24:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ary raha mbola tsy nino+ izy ireo noho ny hafaliany, sady mbola gaga, dia hoy izy: “Manan-javatra azo hanina ve ianareo ato?”+

  • Jaona 20:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Rehefa avy nilaza izany izy, dia nasehony azy ireo ny tanany sy ny takibany.+ Koa ravoravo+ ny mpianatra nahita ny Tompo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara