Levitikosy 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Aza mamaly faty+ na manao an-dolompo amin’ny zanaky ny firenenao.+ Ary tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.+ Izaho no Jehovah. Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+ Salamo 99:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ianao no namaly ny antson’izy ireo, Jehovah Andriamanitray ô!+Andriamanitra namela ny helok’izy ireo ianao,+Nefa koa namaly ny ratsy nataony.+ Nahoma 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony. Eny, mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah,+ ary vonona hampihatra fahatezerana.+ Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,+ ary mitahiry fahatezerana amin’ireny.+ Hebreo 10:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fantatsika ilay niteny hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly”,+ sy hoe: “Hitsara ny vahoakany i Jehovah.”+
18 “‘Aza mamaly faty+ na manao an-dolompo amin’ny zanaky ny firenenao.+ Ary tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.+ Izaho no Jehovah.
35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+
8 Ianao no namaly ny antson’izy ireo, Jehovah Andriamanitray ô!+Andriamanitra namela ny helok’izy ireo ianao,+Nefa koa namaly ny ratsy nataony.+
2 I Jehovah dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony. Eny, mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah,+ ary vonona hampihatra fahatezerana.+ Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,+ ary mitahiry fahatezerana amin’ireny.+
30 Fantatsika ilay niteny hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly”,+ sy hoe: “Hitsara ny vahoakany i Jehovah.”+