2 Korintianina 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Farany, ry rahalahy, miezaha foana ianareo hifaly, hanitsy izay tokony hahitsy, handray fampiononana,+ hifanara-tsaina,+ hiaina amim-pihavanana.+ Ary ho aminareo anie ilay Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana!+ Filipianina 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia ataovy izay hahafeno ny fifaliako ka aoka ianareo hiray saina,+ hiray fitiavana, hiray fo, hiray hevitra.+
11 Farany, ry rahalahy, miezaha foana ianareo hifaly, hanitsy izay tokony hahitsy, handray fampiononana,+ hifanara-tsaina,+ hiaina amim-pihavanana.+ Ary ho aminareo anie ilay Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana!+
2 dia ataovy izay hahafeno ny fifaliako ka aoka ianareo hiray saina,+ hiray fitiavana, hiray fo, hiray hevitra.+